ACTUALITES

1 janvier 2019

Izahay Savonnerie tropicale S.A. dia miarahaba ny rehetra tratry izao taona 2019 izao – La Savonnerie tropicale Souhaite a tous une bonne et heureuse année 2019 –

31 décembre 2018

Ny Savonnerie tropicale dia Mirary fetin’ny farany taona 2018 ary ho Taona 2019 feno fahasoavana .
La Savonnerie Tropicale .S.A. vous souhaite Bonne fête de fin d’année 2018 et vous souhaite nos meilleures voeux 2019.

31 décembre 2018

Ny Savonnerie Tropicale S.A. dia mirary krismasy 2018  sambatra . La Savonnerie tropicale Vous souhaite joyeux Noel et bonne fête de fin d’année 2018.

11 septembre 2017

Hinoana fa efa tsikaritrareo teny amin’ny fivarotana sasan-tsasany teny ity NOSY B52 amin’ny endriny vaovao ity. Tsy nisy novaina na nandrimbinana ny akora sy ny fanamboarana, fa ny endriny kosa no nomena loko sy fanatsarana mba hanome lenta kokoa ny hanitra Veromanitra hananany. Aza misalasala manjifa ary ô !