POLITIKA MANOHITRA NY FANAVAKAVAHANA
Savonnerie Tropicale – Huilerie Melville dia manome lanja ny miralenta
eo amin’ny sehatra arak’asa. Izany hoe, izahay dia tsy maintsy mandray
antanana tsara ireo mpiasa STHM sy ireo vao mitady asa amin’ny aradrariny
sy ny hitsiny ary tsy mahazo mampiseho endrika
fanavakavahana mihitsy na inona na inona antony.
Raha ny momba ny fandraisanay fanapahan-kevitra manodidina ny asa ;
toy ny fampidirana mpiasa vaovao, ny fampiofanana , ny mari-karama sy
ny fisondrotana sokajy ;dia tsy azo ankinina velively amin’ireto fepetra
manaraka ireto :

– Fiaviana na firazanana
– Foko nipoirana
– Fomban-drazana
– Fitondrana vohoka
– Maha Lahy na Vavy
– Fahasembanana ara-batana na ara-tsaina
– Tsanganana
– Fikambanana ao anatin’ny sendikaly
– Fisafidianana na fikambanana politika
– Ny taona
– Ny finoana arahina

https://www.savonnerie-tropicale.mg/wp-content/uploads/ND-STHM-2022-A.png