Détergent en poudre

Détergent en poudre multi usage .

11 septembre 2017

Hinoana fa efa tsikaritrareo teny amin’ny fivarotana sasan-tsasany teny ity NOSY B52 amin’ny endriny vaovao ity. Tsy nisy novaina na nandrimbinana ny akora sy ny fanamboarana, fa ny endriny kosa no nomena loko sy fanatsarana mba hanome lenta kokoa ny hanitra Veromanitra hananany. Aza misalasala manjifa ary ô !

Détergent en poudre avec grain bleue à haute efficacité.